በኮቪድ-19 እና በዓለም አቀፉ የመላላኪያ አገልግሎት መዛባት ምክንያት ‹ነጻ የታተመ መጽሐፍ አገልግሎታችንን› ለጊዜው አቋርጠናል፡፡
የሚፈልጉትን የፋይል ቅርጸት ይምረጡ እና በሞባይል መሳリያዎ፣ ኮምፒውተር ወይም ታብሌት ላይ በደህንነት በማውረድ በማንኛውም ጊዜ እና ቦታ የስብከት ስብስቦችን ያንብቡ እና ያዳምጡ። ሁሉም ኢ-መጽሐፍት እና የድምጽ መጽሐፍት ሙሉ በሙሉ ነጻ ናቸው።
የተጻፉ መጽሐፍት በአሁኑ ጊዜ በAmazon ላይ ለግለሰብ ግዢ ይገኛሉ። (የKindle ኢ-መጽሐፍትም ለማውረድ ይገኛሉ)
Rehefa avy namaky ity boky izay mitondra ny lohateny hoe ‘Miverena amin’ny filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy ity aho, dia lasa nahafantara ireo lainga izay amparitak’ireo mpivadim-pinoana sy ireo mpaminany sandoka mba hamitahana ireo Kristianina anarana maro, ary mba anisan’izy ireny koa aho taloha ka efa voafitak’izy ireo tamin’ny laingany. Fa soa ihany, mba afaka nihaona tamin’ity boky izay nampiseho ny famitahan’ny satana ity aho, ka mba afa-nandositra azy ireo. Ary ny tena zava-dehibe, rehefa avy namaky ity Boky ity aho dia nahazo fandresen-dahatra bebe kokoa ny amin’ny finoana ny Filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy tamin’ny alalan’ireo zava-miafina nambara tato amin’ity boky ity, toy ny fanehoana ny lanjan’ny filazantsaran’ny fahaterahana indray, ny famorana aram-panahy, ny anjara asan’ny batisan’i Jesosy ao amin’ny asam-panavotan’i Kristy, ny fampianaran’ny fomba hanaovana fieken-keloka marina, ary naneho ny laingan’ireo mpivadim-pinoana izay amitan’izy ireo olona maro . Ary mino aho fa tsy misy Filazantsara hafa afaka manome ahy ny famelan-keloky ny fahotako rehetra ankoatran’ny Filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy. Ary nanapan-kevitra aho fa hihazona ity fahamarinana ity mandrapaha-tapitra ny fofonaiko.
SAMPLE PREVIEW