• 所有新生命宣教會 The New Life Mission 網站上的電子書和有聲書均可免費下載
  • 探索以多種語言提供的全球性講道
  • 查看我們已翻譯成27種語言的網站
  • 第1、2卷新修訂版已全新推出
Search

免費電子書和有聲讀物

會幕

NY TABERNAKELY: Sarintsarin’i Jesosy Kristy amin’ny antsipirianyn (I) [Famoahana Vaovao Nohavaozina]

馬達加斯加語 9 作者 Rev. Paul C. Jong ISBN 9788928262984 頁碼 526

下載免費電子書和有聲讀物

選擇您喜歡的文件格式,安全下載到手機、電腦或平板電腦,隨時隨地閱讀和收聽講道集。所有電子書和有聲讀物都完全免費。

The number printed on the paperback cover and on Amazon is 馬達加斯加語 9. You can also search by this number.
您可以通過下方播放器收聽有聲讀物。🔻
📖 立即線上閱讀
擁有平裝書
在亞馬遜購買平裝書

紙質書目前可在亞馬遜上單獨購買。(Kindle電子書也可下載)

VOTOATIN-DRESAKA
  • Sasin-teny — 9
FIZARANA VOALOHANY ─ TORITENY
  • 1. Ny Famonjena ny Mpanota izay naseho tao amin’ny Tabernakely (Eksodosy 27:9-21) — 23
  • 2. Ireo Akora ao amin’ny Tabernakely izay mandrafitra ny fototry ny finoana (Eksodosy 25:1-9) — 81
  • 3. Ny Vavahadin’ny Kianja ivelany amin’ny Tabernakely (Eksodosy 27:9-19) — 157
  • 4. Ireo Andry ao amin’ny Kianjan’ny Tabernakely (Eksodosy 27:9-19) — 251
  • 5. Finoana Naseho teo amin’ny Alitara fanatitra Dorana (Eksodosy 27:1-8) — 287
  • 6. Ilay Tavy fanasana tao amin’ny Kianjan’ny Tabernakely (Eksodosy 30:17-21) — 335
  • 7. Ny tena fisian’Andriamanitra Velona, Yaveh (Eksodosy 34:1-8) — 401
  • 8. Nahoana no nantsoin’Andriamanitra ho any an-tendrombohitra Sinay I Mosesy? (Eksodosy 19:1-6) — 421
  • 9. Ny Tantara Talohan’ny nanateran’ireo Isiraelita Fanatim-pisoronana tao amin’ny Tabernakely (Genesisy 15:1-21) — 443
  • 10. Ny Fampanantenana izay Napetrak’Andriamanitra ho Faneken’ny Famorana dia Tanteraka ho Antsika Ankehitriny Koa (Genesisy 17:1-14) — 459
  • 11. Ny Tompo Ilay Niaritra fanalam-baraka mba Hamonjena Antsika (Isaia 52:13-15, 53:1-9) — 479
FIZARANA FAHAROA ─ FANAZAVANA FANAMPINY
  • 1. Jery todika ny Boky — 511

Ahoana no ahafahantsika mahita ny fahamarinana miafina ao amin’ny Tabernakely?

Amin’ny fahafantarana ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy ihany, izay tena votoatin’ny Tabernakely, no ahafahantsika mahatakatra tsara sy mahafantatra ny valin’io fanontaniana io. Raha ny marina, ny kofehy manga, volomparasy ary mena ary ny rongony madinika voatenona teo am-bavahadin’ny kianjan’ny Tabernakely dia mampiseho amintsika ny asan’i Jesosy Kristy tamin’ny andron’ny Testamenta Vaovao izay namonjy ny olombelona.

Amin’izany fomba izany, ny Tenin’ny Tabernakely ao amin’ny Testamenta Taloha sy ny Tenin’ny Testamenta Vaovao dia mifandray akaiky sy azo antoka, toy ny rongony madinika voatenona.

Saingy, indrisy, ity fahamarinana ity dia efa ela no niafina tamin’ny mpitady fahamarinana rehetra ao amin’ny Kristianisma.

Rehefa tonga teto an-tany i Jesosy Kristy dia nataon’i Jaona batisa ary nandatsaka ny rany teo amin’ny Hazofijaliana.

Raha tsy mahatakatra sy mino ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy isika, dia tsy hisy amintsika hahita ny fahamarinana naseho tao amin’ny Tabernakely mihitsy.

Tsy maintsy mianatra ity fahamarinana momba ny Tabernakely ity isika izao ary mino izany. Mila mahatsapa sy mino ny fahamarinana aseho amin’ny kofehy manga sy volomparasy ary mena ary ny rongony fotsy madinika tenona eo am-bavahadin’ny kianjan’ny Tabernakely isika rehetra.

更多